TANTARA TALOHA

TANTARA TALOHA


Vao niandoha izaho sy ianao nifankatia tokoa
Izaho ilay 1 lasa 2 f' efa niova fo
Ireo sangisangy, ireo adiady, ireo teny mamy
NAnjary niova ho tomany
Averiko izay nindramiko tsy ho neniko
Angamba tsy ho tsiniko

Ref:
Izay niainantsiaka roa aza avela hifoha
Ny hirako hiraiko hanadinoko
'zay natao tsy hifarana hasambarana
Iza moa no nanampo
Ho tantara taloha
Sarotra ny hanadino nefa mora ny mino
Ny alahelo misava dia efa rava
Fitia tsy hiserana ho feno fandeferana no hita ao
Hiara hanorim-pianam-baovao

Averiko...

Ref:Zay.......

KA ny tenanao manontolo
ny tananao no antenaiko
Hizarako hafaliana sy ho tena tiana
tsy hasaraka ahy
Fitia tsisy ahiahy, ho tsy ahy

Ref:'zay niainantsiaka roa...
[ Ajouter un commentaire ] [ Aucun commentaire ]

# Posté le jeudi 07 août 2008 09:19

HARIVARIVA MAHAFINARITRA

HARIVARIVA  MAHAFINARITRA

Harivariva izany andro
Lasa nody ilay masoandro
Injany any ho any heno manako
Feom-borokely mitomany samirery

Rivo-tsoa mitsoka malefaka fitopa
No manjotsirotsy ny voahary manontolo
Volana baliaka hita manjopiaka
No manerana eny mandrvaka ny tany

Onjaharivelo
[ Ajouter un commentaire ] [ Aucun commentaire ]

# Posté le jeudi 07 août 2008 08:43

BALLON D'OR

BALLON D'OR

28 novembre 2005 : Ronaldinho réalise un nouveau rêve ! il devient le 50ème Ballon d'or France Football de l'histoire devant Lampard et Gerrard.
Ronaldinho est désigné joueur FIFA de l'année 2004 à Zurich, Ronnie est plébiscité avec 620 points devant Thierry Henry (552) et Shevchenko
[ Ajouter un commentaire ] [ Aucun commentaire ]

# Posté le samedi 26 juillet 2008 03:25

BRAZIL FOOTBALL - Ronaldihno

BRAZIL FOOTBALL - Ronaldihno
Ronaldihno Watch Ronaldihno Video at Metacafe
[ Ajouter un commentaire ] [ Aucun commentaire ]

# Posté le samedi 26 juillet 2008 03:15

foot

foot
Samedi 26 Juillet 2008
[ Ajouter un commentaire ] [ Aucun commentaire ]

# Posté le samedi 26 juillet 2008 03:05